Fandraisana

Avy amin'i Wikibooks
Hanketo: Fikarohana, karohy

Tonga soa eto amin'ny Wibiboky,

Ny wikiboky dia sampana amin'ny teny malagasy an'ny tetikasan'i Wikimedia Foundation Wikibooks. Ny tanjony dia manangona boky niomerika malalaka azo ovina ary azo tsidihana eo amin'ny Aterineto amin'ny alàlan'ny mpitety tranonkala tsotra. Ny sampana malagasy an'i wikiboky dia nosokafana tamin'ny taona efatra sy roa arivo ary ny isan'ny boky voaangona ato dia 31. Mpikambana 561 no nisoratra anarana tato.
Ny boky Ny taranja
Ny boky efa misy ato amin'izao fotoana izao dia ny boky mikasikan'ny voambolana malagasy mikasina ny taranja sasantsasany. Ny taranja ankehitriny misy ato amin'ny wikiboky dia azo itarina tsikelikely ka ireo ny lisitry ny taranja mikasikan'ny informatika : Php, HTML, Informatika, Kolontsaina, Zavakanto, raki-tsoratra, Visual Basic, Python, C, C++, sns...
Fitaovana manokana
Valam-pejy
Ny ''skin'' Voasintona
Tao
Fikarohana
Imprimer / exporter
Fitaovana
Amin'ny tenim-pirenena hafa