Python/teny/while

Avy amin'i Wikibooks

Ny while dia teny iray apetraka rehefa tia-hametraka tondro mifolaka. Jereo ao amin'ny toko Tondro mifolaka ho an'ny antsipirihany.

Fampiasana an'i while[hanova]

Eto amin'ity tondro mifolaka ity dia alàna 1 ny sandan'i a hatramin'i 97. Dia isaky ny mihena ny sanda dia aseho ny "-1". Anaty tondro mifolaka iray :

>>> a = 100
>>> while a != 0: # filazana marina
	a = a - 1 # fampidinana ny sandan'i a
	print '-1' # fanehoana teboka iray eo amin'ny efajoro
        if a == 97: # fetra fialana amin'ny tondro mifolaka
            break

Izay manome
-1
-1
-1