C

Avy amin'i Wikibooks

Ny C dia firafitra ara-teny atao amisavisana ny fihetsiky ny rindrankajy. Izy io moa dia ny language de programmation anisan'ny malaza indrindra amin'ny tontolon'ny informatika amin'izy io mandeha haingana ary mora apetraka amin'ny firafitra indostrialy na amin'ny firafitra mandehandeha. Noforonina tamin'ny 1970 miaraka amin'i UNIX, izy io dia ampiasaina amin'ny fibaikoana ny rafitra. Maka tahaka amin'i C ny langage maoderina kokoa toa i C++, Java na PHP.

Toko[hanova]

Fampidirana amin'ny fibaikoana rafitra[hanova]

  1. Fampidirana
  2. Baiko voalohany
  3. Fetra
  4. Tao
  5. Tondro mifolaka
  6. Ova
    1. Tabilao
    2. Mpanoro ova
    3. Rafitra