Vavaka/Amerindiana/Mivavaka amin'ny Masoandro

Avy amin'i Wikibooks

Ô ry masoandro ô

Mivavaka ho an'ny mpiniko aho
Mba ho faly izy amin'ny fahavaratra

Ary mba hofaly izy
Rehefa ririnina

Betsaka no mitomany
amin'ny aretina sy fahaterana.

Mba mifona amin'ny zareo.
Ary mba avelao hiaina iry ireo.

Mba ho lava ny fiainan'izy ireo

Mba hafao hianatra ny fomba nampianarinao tamin'ny razanay

Ary ra manao diso izahay,
Mba mifona anay !

Ampio izahay ô, ry Reninay ,
Ampidino ny orana eto amin'ny tanin-drazanay,
Ataovy betsaka ny sakafonay

Kitan-andro,
Rehefa mitodika aty aminay ny masonao
Omeo anay ny mofo
Sy ny fatoriana tsara !

Zanahary, soavy ny zanakay, Ny namanay, ny vahininay
Omeo hafalizana ny fiainanay,

Rehefa mahitsy sy tsy mihaka-midina ny lalanay,
Avelao hiaina hatramin'ny fahanterana izahay.

Zanakao izahay
Ary manontany anao anio, fo madio izahay.