Vavaka/Amerindiana/Vavaka ho an'i Zanahary

Avy amin'i Wikibooks

Ô ry zanahary, feo enoko an-drivotra, aina manomeha ny fiainana, henoy aho.

Zanakao aho, mila mafantatra ny fitiavanao aho.

Afao mandeha am-pitsaràna aho ary afao mba faly ny masoko amin'ny mena sy volom-parasy ny masoandro mody.


Ataovy mpa hanaja ny zavamisy nataonao aho, ary ataovy mba hitandrona amin'ny feonao ahy.

Ameo ny fahendrena aho mba hahazo ny zavatra ampianaranao anay.

Afao hianatra lesona asitrinao amban'ny ravikazo ny ny vato ahy.

Manontany ny hery aho, tsy hoe ho anindry ny zandriko sy ny zokiko aho, fa hiady ami-ko ahy

Ataovy mba hovonina hakany aminao faona ao, am-palaminana.

Mba rehefa lasa ny aiko otran'ny masoandro mody, makany aminao aho.