Voambolana / Fikoloam-pahasalamana

Avy amin'i Wikibooks

Manadio[hanova]

(V001)

  • 1 manala loto
  • 2 manala vovoka
  • 3 mamafa
  • 4 mitroka
  • 5 mikasoka
  • 6 mikiky
  • 7 manala
  • 8 manafoana
  • 9 fantsitsi-drivotra voafia
  • 10 manondraka
  • 11 manakobana
  • 12 manasa
  • 13 manala tseroka
  • 14 manitsaka, manamontsana
  • 15 mamia
  • 16 mamafa
  • 17 manamaina
  • 18 manasona, mipaso-pamaranana
  • 19 mampangirana, manoso-tsavoka
  • 20 mamirapiratra, mangirana
  • 21 mikarakara
  • 22 kifafa, famafa
  • 23 kifafa kely
  • 24 lapelina
  • 25 milina mitroka loto
  • 26 voron-damba
  • 27 mitovy toetra amin'ny sipaonjy
  • 28 manadio
  • 29 manamaina
  • 30 fanamainana
  • 31 fitaovana kely famafana
  • 32 madio
  • 33 maloto
  • 34 borosy
  • 35 sipaonjy
  • 36 mitroka
  • 37 mikiky
  • 38 koveta
  • 39 tohatra, tohamiankina
  • 40 tanam-piasana
  • 41 lava
  • 42 fohy
  • 43 tapany/sombiny, afaka mifampiditra ny singany
  • 44 vita metaly
  • 45 vita hazo
  • 46 vovok'hazo
  • 47 rano
  • 48 alikaola
  • 49 manasa
  • 50 vongan-tsavony
  • 51 savony be menaka
  • 52 vovoka, vovony
  • 53 voa
  • 54 voa bitika
  • 55 ranoka
  • 56 savoka
  • 57 vokatra

Fidiovana[hanova]

(V001)

  • 1 manasa
  • 2 mampandro
  • 3 mampandro
  • 4 manapaka
  • 5 manala volo
  • 6 mihogo (volo)
  • 7 mamboatra volo
  • 8 kakasana
  • 9 manamontsamontsana, manorotoro
  • 10 manala volo
  • 11 manamanitra
  • 12 fanapahana
  • 13 mitsangam-bolo
  • 14 volombava
  • 15 peratra fehy
  • 16 volombava kely, somotra
  • 17 volombava
  • 18 fikambanam-bolombava manamorona ny takolaka
  • 19 hasolana tsy tanteraka
  • 20 randrana
  • 21 rambon-tsoavaly
  • 22 koety
  • 23 mpanao volo
  • 24 gan-tanana fisasana
  • 25 serivieta
  • 26 hareza
  • 27 lela
  • 28 mandranitra
  • 29 vato fandranitana
  • 30 foditra fandranitana
  • 31 koba fandranitana
  • 32 hety
  • 33 hety fanetezana hoho
  • 34 tandra fanetezana hoho
  • 35 fay
  • 36
  • 37
  • 38 borosy nify
  • 39 kofehy nify
  • 40 hazokely fanala hidihidy
  • 41 dentifrisy
  • 42 savony
  • 43 ranoka savony
  • 44 savony fanalam-bolombava
  • 45 -
  • 46 shampooing
  • 47 fihogo
  • 48 fera famolaham-bolo
  • 49 fehivolo
  • 50 fihogo kely
  • 51 fitsongo volo
  • 52
  • 53 tandra kely fanalana volo
  • 54 mikarakara ny volo, ny hoditra, sns.
  • 55 mpikarakara ny volo, ny hoditra, sns.
  • 56
  • 57
  • 58 vohavoha, landihazo, hasy
  • 59 volon-tava
  • 60
  • 61 lokomena
  • 62
  • 63 fandokom-bolo
  • 64 ody hatsembohana
  • 65 ody fofona maimbo
  • 66 fanalana fofona maimbo
  • 67
  • 68 fampiharana
  • 69 fampiharana miendrika bola
  • 70
  • 71 fanosotra maha-tsara tarehy
  • 72 fanosotra ody taratry ny masoandro
  • 73 fanosotra ody moka
  • 74 fanadiovana ny filahiana/fivaviana
  • 75 serivieta fadim-bolana
  • 76

Fanadiovan-jazakely[hanova]

(V001)

  • 1 tatin-jaza
  • 2 sesika
  • 3 vita amin'ny selilaozy
  • 4 fanary
  • 5 fampiasa indray mandeha
  • 6 kilaoty tsy tantera-drano
  • 7 kilaoty vita amin'ny volonondry
  • 8 somizy kely
  • 9 tànana
  • 10 menaka fidiovana
  • 11 fanosotra manalefak'hoditra
  • 12 fanosotra ody holatra
  • 13 talka

Fahazarana[hanova]

(V001)

  • 1 mandeha matory
  • 2 matory
  • 3 torimaso
  • 4 lalina
  • 5 mierotra
  • 6 erotra
  • 7 miala sasatra
  • 8 lasiesita
  • 9 mampatory
  • 10 manamaizina
  • 11 fahanginana
  • 12 tabataba
  • 13 fihetsiketsehana
  • 14 manaitra
  • 15 fifohazana
  • 16 miari-tory, miambina, mitandrina
  • 17 mpiambina
  • 18 mitsangana
  • 19 tsy manao firaisana ara-nofo
  • 20 tsy fanaovana firaisana ara-nofo
  • 21 manao firaisana ara-nofo
  • 22 firaisana ara-nofo
  • 23 fanabeazana haizana
  • 24 mpizara
  • 25 fimailo
  • 26 manisy menaka
  • 27 mijangajanga

Zimnastika[hanova]

(V001)

  • 1 hetsika
  • 2 mampiakatra
  • 3 mampidina
  • 4 mandohalika
  • 5 arona
  • 6 abiloka
  • 7 mitsambikina
  • 8 mitsambikimbikina
  • 9 manitatra
  • 10 avonkina, afintina

Polisy[hanova]

(V001)

  • 1 sampandraharaha
  • 2 momba ny fahasalamana
  • 3 fikoloam-pahasalamana
  • 4 fomba
  • 5 mahoraka
  • 6 manaja
  • 7 didy, fitsipika
  • 8 joro, lamina ifanekena
  • 9 mitory
  • 10 fitoriana
  • 11 mpitory
  • 12 mpandika lalàna
  • 13 fitoriana
  • 14 hadisoana
  • 15 tsy fanarahan-dalàna
  • 16 fanidiana
  • 17 fanokafana / fanokafana indray
  • 18 mihoapampana
  • 19 manisy
  • 20 fahalemana
  • 21 sata
  • 22 fanadinana, fandinihana
  • 23 fanontaniana
  • 24 porofo
  • 25 fepetra, paika

Zava-maha-domelina[hanova]

(V001)

  • 1 manapoizina
  • 2 fanapoizinana
  • 3 fanalana amin'ny poizina
  • 4 famerana
  • 5 alikaola
  • 6 amamoina
  • 7 mamo
  • 8 mifoka
  • 9 mpifoka
  • 10 tsy mifoka
  • 11 setroka
  • 12 manelingelina
  • 13 fanelingelenana
  • 14 faritra natokana ho an'ny mpifoka
  • 15 maimbo
  • 16 mamono
  • 17 fasian-tain-tsigara
  • 18 voarara

Katsentsitra[hanova]

(V001)

  • 1 mpanimba, mpanelingelina
  • 2 lalitra
  • 3 vitsika
  • 4 kalalao
  • 5 moka
  • 6 fanenitra
  • 7
  • 8 kongona
  • 9 parasy
  • 10 parasin'alika
  • 11 hao
  • 12 votry
  • 13 voana, bibikely
  • 14 voana mpanimba
  • 15 totozy
  • 16 voalavo
  • 17 holitra
  • 18 bobongolo
  • 19 poizina
  • 20 famonoam-boana
  • 21 loto
  • 22 manimba
  • 23
  • 24 molaly
  • 25 oksida
  • 26 dionarina, karbonina
  • 27 manitra
  • 28
  • 29 taratra, sandrahaka
  • 30 mpampiely, mpampita
  • 31 manala loto
  • 32 fitsaboana

Teny hafa:[hanova]

alema - frantsay - interlingue (occidental fahiny)