Voambolana / Ny tany

Avy amin'i Wikibooks

Lanitra[hanova]

(V001)

  • 1 atmosfera
  • 2 oksizenina
  • 3 nitrozenina, azoty
  • 4 etona hamatra
  • 5 rivotra
  • 6 tafio-drivotra
  • 7 tafio-drivotra mafy
  • 8 rivodoza
  • 9 rivotra mafy indray miserana
  • 10 oram-baratra
  • 11 tselatra
  • 12 rivotra malefaka
  • 13 rivotra mifamaly isan'enimbolana ao amin'ny ranomasina Indiana
  • 14 rahona
  • 15 orana
  • 16 lanezy, oram-panala
  • 17 erikerika mamirefiry
  • 18 zavona
  • 19 avana
  • 20 loko, volo
  • 21 mena
  • 22 volomboasary
  • 23 mavo
  • 24 maitso
  • 25 manga
  • 26 manga antitra
  • 27 volomparasy
  • 28 tsindrin'ny atmosfera

Rano[hanova]

(V001)

  • 1 ranomasimbe
  • 2 ranomasina
  • 3 ranomasina
  • 4 vongan-dranomandry mitsinkafona eny ambony ranomasina
  • 5 ranomamy
  • 6 rano mangatsiaka
  • 7 rano fisotro
  • 8 lavaka, tevana
  • 9 nosy
  • 10 vondrona nosy
  • 11 onja
  • 12 fisondrotana sy fihemoran'ny ranomasina isaky ny 12 ora mahery kely
  • 13 samonta, sorondrano
  • 14 rano aka, aka
  • 15 morona, sisiny
  • 16 helo-dranomasina
  • 17 helo-drano
  • 18 saikinosy, sarinosy
  • 19 andilan-tany mampiray tany roa samy hafa
  • 20 sampan-dranomasina manelanelana tany roa
  • 21 haavon'ny ranomasina
  • 23 hefaka
  • 24 vinany
  • 25 onibe
  • 26 ony, renirano
  • 27 riaka
  • 28 fihaonan'ny sampandrano roa
  • 29 farihy
  • 30 lalana, fandehanan'ny rano
  • 31 fiolikolika
  • 32 lamaka
  • 33 ranomasina mandry
  • 34 ranomandry
  • 35 mitsonika
  • 36 fitsonihana

Kaontinanta[hanova]

(V001)

  • 1 fanambanin'ny kaontinanta
  • 2 erim-baton'ny kaontinanta
  • 3 vohitra, tendrombohitra
  • 4 tangorom-bohitra
  • 5 tampony, tendrony
  • 6 sanga
  • 7 takibaka, ila, lafiny, kibo
  • 8 volkano, volokano
  • 9 vavan'ny volkano
  • 10 tsoniky ny volkano
  • 11 setroka
  • 12 firofotra
  • 13 haavo
  • 14 erim-bato
  • 15 havoana, tanety
  • 16 bongan-tany
  • 17 vozontany
  • 18 lohasaha
  • 19 ambony
  • 20 anira
  • 21 ambany
  • 22 anava
  • 23 tany efitra, tany hay, efitra
  • 24 tany lemaka
  • 25 Afrika
  • 26 Amerika
  • 27 Azia
  • 28 Aostralia
  • 29 Eoropa
  • 30 Oseania

Ireo ila bolantany roa[hanova]

(V001)

  • 1 poly, ny faran'ny Tany avaratra sy atsimo indrindra
  • 2 amin'ny poly
  • 3 avaratra
  • 4 atsimo
  • 5 hazavana
  • 6 toerana eto an-tany mifanohitra ara-savaivo amin'ny toerana iray
  • 7 ekoatora
  • 8 tropika
  • 9 faritra
  • 10 malefaka
  • 11 toy ny any amin'ny poly
  • 12 fanala
  • 13 mandrakizay
  • 14 fizaran-taona, tonontaona
  • 15 dimby, fiherina
  • 16 famadihana
  • 17 koriana (nom)
  • 18 an'ny ranomasina (adj.)
  • 19 an'ny atmosfera
  • 20 an'ny renirano
  • 21 vohontany
  • 22 ringitra, mangadihady
  • 23 miletsy
  • 24 mikitaontaona, tsy mitovy tantana
  • 25 mitsatoka
  • 26 triatra
  • 27 zohy, lakato
  • 28 zohy
  • 29 zohy
  • 30 indray mitete
  • 31 andry, tsanganana
  • 32 seranana
  • 33 tanàna
  • 34 tanàna kely
  • 35 misy mponina
  • 36 ngazana
  • 37 mponina
  • 38 mponina
  • 39 teratany
  • 40 tompontany, teratany
  • 41 zavamaniry
  • 42 biby
  • 43 toe-karena, ekonomia
  • 44 an'ny ambanivohitra
  • 45 an'ny ranomasina, an'ny fifamoivoizana an-dranomasina
  • 46 an'ny tanan-dehibe (adj.), mponina an-tanan-dehibe (nom)
  • 47 momba ny tany sy ny fambolena
  • 48 an'ny taozava-baventy, an'ny indostria
  • 49 momba ny harena an-kibon'ny tany
  • 50 tany misy mineraly
  • 51 sosona
  • 52 vato
  • 53 roka
  • 54 taniditra, tanimanga
  • 55 fasika
  • 56 vato
  • 57 sokay
  • 58 vatovandana, marbra
  • 59 platira
  • 60 sira

Teny hafa:[hanova]

alema - frantsay - interlingue (occidental fahiny)