Aotra

Avy amin'i Wikibooks

Ohatra vitsivitsy ny isa 0.
Ny faribolana dia manana zoro aotra.
Ny bibilava dia manan-tongotra aotra.
0:00
Rehefa misasaka ny alina, ny ora miseho eo amin'ny famantaranandro nomerika dia maneho hoe aotra ora sy aotra minitra.