Efatra

Avy amin'i Wikibooks

Isa vitsivitsy ny isa 4.
Ny zirafy dia mandeha amin'ny tongotra efatra. Efa-tongotra izy.
Lohataona
Fahavaratra
Fararano
Ririnina
Misy fizaram-potoana efatra anatin'ny taona : lohataona, fahavaratra sy fararano ary ririnina. Ny ririnina no mangatsiak aindrindra.
Misy fizotra efatra : avaratra, atsimo, atsinanana ary andrefana.