Fanoroana:Hampiditra boky

Avy amin'i Wikibooks

Mba hisian'ny firindran'ny boky eto amin'ity wikiboky ity dia toa izao no fombafomba atao rehefa hampiditra boky vaovao

Forony ny lohateny sy ny fanoroam-pejy[hanova]

  • Mamorona pejy ka ny lohatenin'ny boky no ataovy anarany

ka toa izao no fanoratra azy : http://mg.wikibooks.org/wiki/Lohateny

ohatra : http://mg.wikibooks.org/wiki/Boky ohatra

  • Ao anatin'io pejy vaovao io no ametraho ny fizarana isanisany. Ny fizarana iray dia pejy vaovao hafa mba tsy hampavesatra ny takelaka.

izany hoe toa izao no fanoratra azy :

http://mg.wikibooks.org/wiki/Lohateny/Fizarana I

http://mg.wikibooks.org/wiki/Lohateny/Fizarana II etc...

ohatra : Raha raisina ilay boky teo ambony dia izao no tokony ho ao anatiny

'''[[Lohateny/Fizarana I|Fizarana voalohany]]'''
'''[[Lohateny/Fizarana II|Fizarana faharoa]]'''

Jereo eto ny votoatin'ny boky ohatra

Apetraho anaty sokajy[hanova]

Omeo sokajy ny boky soratanao.