Voambolana / Olombelona

Avy amin'i Wikibooks

Loha[hanova]

(V001)

  • 1 karandoha
  • 2 volo
  • 3 oly
  • 4 henjana
  • 5 matevina
  • 6 loha sola
  • 7 tampon-doha sola
  • 8 solovolo
  • 9 hodidoha
  • 10 atidoha
  • 11 betro
  • 12 fahatoranana tampoka avy amin'ny fiandronan'ny ra na ny fahavakian'ny lalan-dra amin'ny atidoha
  • 13 handrina
  • 14 maso, voamaso
  • 15 hodimaso
  • 16 volomaso
  • 17 tsibolo
  • 18 glaobin'ny maso
  • 19 fanidy maso
  • 20 fanidy maso afovoany
  • 21 anakandriamaso
  • 22 fitaratry ny maso
  • 23 mpandray hazavan'ny maso
  • 24 jamba
  • 25 sofina
  • 26 sofina ivelany
  • 27 lava-tsofina
  • 28 faritry ny atin-tsofina
  • 29 marenina
  • 30 orona
  • 31 lavak'orona
  • 32 volonorona
  • 33 takolaka
  • 34 saoka
  • 35 volom-bava
  • 36 volom-bava kely eo amin'ny saoka
  • 37 volom-bava
  • 38 vava
  • 39 molotra
  • 40 nify
  • 41 baivonto
  • 42 hihy
  • 43 lela
  • 44 lanilany
  • 45 hodimando
  • 46 ivy, rora
  • 47 kambon-tenda
  • 48 atin-tenda
  • 49 tenda
  • 50 tadim-peo
  • 51 moana
  • 52
  • 53
  • 54 vozona
  • 55 olam-pandry

Vatana[hanova]

(V001)

  • 1 tratra
  • 2 lamosina, voho
  • 3 hazon-damosina
  • 4 tsoka
  • 5 fitatitra
  • 6 taolan-tehezana
  • 7 tohivany
  • 8 halam-bany
  • 9 soroka
  • 10 helika
  • 11 rangomaina
  • 12 tratra
  • 13 faritra ambonin'ny vatana
  • 14 nono
  • 15 lohanono
  • 16 traokabe
  • 17 avokavoka
  • 18 goakan'avokavoka, kitapon-drivotra
  • 19 lalan-drivotra
  • 20 fiaina, fisefo
  • 21 hozatry ny fiaina
  • 22 sempotra
  • 23 fihandronana ao amin'ny avokavoka
  • 24 lalan-kanina
  • 25 mitelina
  • 26 fo
  • 27 oza-po
  • 28 vatam-po, lapan'ny fo, hoboky ny fo
  • 29 fanely ra
  • 30 famerina ra
  • 31
  • 32 fitepo
  • 33 fieponepona (an'ny fo)
  • 34 fijanonan'ny fo
  • 35 ra
  • 36 fikorianandra
  • 37 polisa
  • 38 lio
  • 39 lio fotsy
  • 40 tsatson-dra
  • 41 diafragma
  • 42 tsakoahana
  • 43 kibo
  • 44 kibo
  • 45 valahana
  • 46 aty
  • 47 afero
  • 48 tobin'afero
  • 49 vatona tobin'afero
  • 50 saikaty, morikaty, lelakaty, sarakaty
  • 51 diabeta
  • 52 vavony
  • 53 mandrezatra
  • 54 fanapoizinana
  • 55 fandevonan-kanina
  • 56 hetotra, rivotra maloto, valan-drivotra
  • 57 piriritra
  • 58 fifarina
  • 59 dridra
  • 60 andilana
  • 61
  • 62 zava-manify fonon'ny tsinay
  • 63 tambatsela matavy
  • 64 tsinay
  • 65 tsinailefo
  • 66 tsinaimainty
  • 67 kambontsinay
  • 68 lavabody
  • 69 manao maloto, mivalana, mivoaka, mangery
  • 70 lavabody nataon'olombelona
  • 71 homamiadana
  • 72 voa
  • 73 vatona voa
  • 74 tranon'amany
  • 75 tranon'atodinaina, fihary atodinaina
  • 76 tranonjaza
  • 77 lalanjaza, taovam-pananahan'ny vehivavy, fory
  • 78
  • 79
  • 80 atodinaina
  • 81 fadim-bolana, fotoana
  • 82 fanaintainana / faharariana an-kibo
  • 83 prostaty
  • 84 lalan'amany
  • 85
  • 86 ankasarotana, taovam-pananahan'ny lehilahy
  • 87 fihary
  • 88
  • 89 ranon-tsirilahy
  • 90 hatezerana avy amin'ny hormonina
  • 91 mivalan-drano
  • 92 siatika
  • 93 fitatitra siatika
  • 94 aoriana
  • 95 fitombenana, vody
  • 96 elanelam-pe
  • 97 lalan-diofotsy
  • 98 liofotsy
  • 99 hatsembohana
  • 100 tsemboka, dinitra
  • 101 fipotsahan-taova
  • 102 harana, karana

Rantsana[hanova]

(V001)

  • 1 sandry
  • 2 oza-tsandry aloha
  • 3 ozatra
  • 4 siraka
  • 5 !ilay ozatra mafy ikambanan' ny muscle amin' ny taola
  • 6 taolana
  • 7 karepoka, taolan-karepoka
  • 8 kiho
  • 9 tonon-taolana
  • 10 hatotanana
  • 11 tanana
  • 12 felatanana
  • 13 rantsan-tanana
  • 14 taolan-drantsan-tanana
  • 15 ankihiben-tanana
  • 16 hoho
  • 17 fototr'hoho
  • 18 dian-drantsan-tanana
  • 19 fanaintainan'ny tonon-taolana
  • 20
  • 21 ranjo
  • 22 fe
  • 23 taolam-pe
  • 24 andilana
  • 25 fipitsohan’ny taolam-pe
  • 26 lohalika
  • 27 tonon'ny lohalika
  • 28 taolan-dohalika
  • 29 ranoka manasolika ny tonon-taolana
  • 30 fikorian'ny ranoka manasolika ny tonon-taolana
  • 31 ranjo
  • 32 taolan-dranjo
  • 33 kitro kely, lahinkirika, hombo
  • 34 tongotra
  • 35 faladia
  • 36 rohana
  • 37 hoditra
  • 38 kitro
  • 39 hirika

Teny hafa:[hanova]

alema - frantsay - interlingue (occidental fahiny)