Wikibooks:Accueil/Resaka

Avy amin'i Wikibooks

fampandrenesana
[hanova]

Kely laotra amin'izao tontolo izao ny fikambanana eto amin'ity wikiboky ity. Ra tia hanoratra lahatsoratra ity ianao, jereo ny Lahatsoratra ilaina maika na jereo ny pejy tokony dikaina amin'ny teny malagasy. Tokony mba hatratra 100 takelaka isika ra tena mazoto manoratra ny mpikambana malagasy !

Afaka manoratra amin'izao ianao, na afaka miditra rehefa tia ho mpikambana.