| Ohatra vitsivitsy ny isa 5.
|
|
|
|
Manana rantsana dimy ny tanana.
|
|
|
|
Ny kintan-dranomasina dia ahitana rantsana dimy.
|
|
|
 Ny fahitana  Fahenoana  Fanamboloana  Fitsiroana  Fikasihana
|
Misy karazam-pahafahana dimy sens : fahitana, fihainoana, fanamboloana, fikasihana ary ny fitsiroana.
|
|
|
|
|
|
|
|
|
Endrika:Wikijunior:Navigation petits nombres