Iray

Avy amin'i Wikibooks
(tonga teto avy amin'ny Isa madinika/1)

Ohatra vitsivitsy momba ny isa iray
Ny olombelona dia manana lela iray ary vava iray.
Ny Tany dia manana volana iray.
Ny mpitondra amin'ny firenena dia matetika mitondra firenena iray ary mitondra satri-boninahitra iray.

Jereo koa[hanova]