Telo
Fiseho
(tonga teto avy amin'ny Isa madinika/3)
| Ohatra vitsivitsy ny isa 3. | ||
| Ny fametrahana fakan-tsary dia manana tongotra telo. | ||
| Amin'ny ankapobeny, ny fifaninanana amin'ny fanatanjahan-tena dia manana tompon-dakatelo. | ||
| Misy loko fototra telo. | ||