Python/teny/if
Apparence
< Python
Ny if dia teny iray apetraka rehefa tia-hametraka fetra iray. Jereo ao amin'ny toko Fetra ho an'ny antsipirihany.
Fampiasana an'i if
[hanova]Anaty fetra iray :
>>> a = 0
>>> if a == 0: # fetra manova ary maneho ny sandan'i b raha 0 no sandan'i a
b = True # mamaritra ny sandan'i b
print str(b) # mamoaka ny sandan'i b eo amin'ny efajoro
else: # raha tsy feno ilay fetra nialoha
b = False# mamaritra ny sandan'i b
print str(b) # mamoaka ny sandan'i b eo amin'ny efajoro
True # ny miseho eo amin'ny efajoro rehefa mandefa an'ilay rindrankajy